Entry | 1 ratsy fiaina |
Elementary words | 2 ratsy, fiaina |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 olona tsy menatra, tsy valahara, mpivaro-tena, mivelona amin' ny halatra sy ny hafetsifetsena isan-karazany [1.1] |
Explanations in French |
5 qui a mauvais caractère, bourru, dont la conduite est peu régulière [1.3] |
Synonyms | 6 ratsy fitondran-tena |
Updated on 2023/01/01 |